TENY VELONA

“VELONA SY MAHERY NY TENIN’ANDRIAMANITRA !" Heb 4:12

« Mana isanandro - 29 Aogositra | Main | Aza manangan-tsaho foana... Eksodosy 23:1-3 »

Ho avy indray !
2009/04/14,22:11

Faly miarahaba antsika Tratry ny Paska 2009

Jesosy ilay nandresy ny fahafatesana ka nitsangana tamin'ny maty anie mba ho velona isan'andro ao am-pontsika tsirairay !

Efa herinandro vitsivitsy izay no nikasa hiverina hanoratra eto indray aho, nefa efa ela loatra no tsy nanoratra intsony dia hadino ny tenimiafina. Rehefa natao indray ny fanovana dia tsy nety tafiditra raha tsy izao.

Koa dia miomankomana hampiditra lahatsoratra vaovao tsy ho ela indray !

 

Commentaires

 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype